![]() ![]() ![]() Nandray ilay olona izy ka ny kilalaon’afo nampirehetiny no nentin’ny rivotra teny amin’ny tafon-tranon’olona teo akaiky teo ihany. « Nampirehitra afo ilay mpivarotra ka tao anatin’io fotoana io no nisy olona ihany koa tonga nividy entana tao aminy. ![]() Raha ny fanambaran’ny Ben’ny tanàna, Radoka Davidson, dia vokatry ny afom-patana avy amin’ny trano fivarotana iray no niandohan’izany. Trano miisa 34 tafo no indray naringan’ny afo, tao anatin’ny Kaominina ambanivohitr’i Didy, ny alakamisy 22 desambra 2011 lasa teo. KAOMININA DIDY : Trano 34 no indray ravan’ny afo vokatry ny afom-patana avy amin’ny trano iray ![]()
0 Comments
Leave a Reply.AuthorWrite something about yourself. No need to be fancy, just an overview. ArchivesCategories |